• Alatsinainy 06 Martsa 2023
Any Ivelany.Antananarivo renivohitra Miha mora tondraky ny orana sy erikerika madinika hatrany

Hiampitana lakana vao afaka ny lalana mifanandrify ny tobin-tsolika tetsy Andrefan’Ambohijanahary ny tolakandron’ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Any Ivelany.Fama Razafimahazo “Ampy izay fitakiana an-tsoratra sy am-bava izay”

Nasainay anio avokoa, hoy ny sekretera jeneraly lefitry ny SSM na Valaben’ny sendika eto Madagasikara, Fama Razafimahazo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2023
Any Ivelany.Rivo-doza Freddy Arahi-maso fatratra ny fivoarany

Arahi-maso fatratra ny fivoaran’ilay rivo-doza Freddy miaraka amin’ilay rivo-doza Dingani atsy amin’ny ilany atsinanan’ny ranomasimbe Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2023
Any Ivelany.Fifanarahana tamin’ny Rothschild Inona no vokatra 15 volana katroka aty aoriana ?

Tapitra anio 15 febroary 2023 ny fifanarahana 15 volana azo havaozina teo amin’ny Fitondrana Rajoelina sy ny Cabinet Rothschild & Co,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Any Ivelany.KOREA AVARATRA EFA MIOMANA AMIN’NY ADY

Nampahafantatra ny firenen’i Korea avaratra fa hanitatra sy hanamafy ny hetsika ara-tafik’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Any Ivelany.Famonoana valala Hanokanana vola 12 miliara Ar

Mirefy 300 000ha ny velaran-tany ahiana hianahan’ny andiam-balala amin’ny taona 2022-2023. Ho fiatrehana ny ady amin’ny andiam-balala, vola mitentina 12 miliara Ar

Hamaky ny tohiny
FTT